<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>W.H. Doane</author>
<hymn_number>115</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Jeso Tompo lehibe,
 Iraky ny Rainy,
 Nolatsain'ny maro be,
 Tsy mba nohajainy !
 Jeso tia, Jeso tia,
 Maty voahombo ;
 Maty tany Kalvary,
 Maty re ny Tompo !

[V2]
 Ory loatra fahizay,
 Zanak'ondry mora,
 Maty mba ho solonay,
 Sady voakora !
 Jeso tia, ..sns.

[V3]
 Nalahelo, be nanjo,
 Nefa tsy nanota,
 Fa nijaly sitrapo
 Tany Gologota !
 Jeso tia, ..sns.

[V4]
 Jeso no Mpamonjy tia,
 Nahafoy ny ainy,
 Mba hamory 'zay mania,
 Hody amin-dRainy !
 Jeso tia, ..sns.</lyrics>
<title>Jeso Tompo lehibe FFPM115</title>
</song>